Entry |
kapa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fandidiana amin' ny famaky na antsibe: Ratsy kapa itỳ hazo ity izany. [1.1]
|
Explanations in English | A cutting, a hewing [1.7]
|
Explanations in French | Action de couper, d'abattre [1.8]
|
Derivatives |
|
Proverbs |
|
Entry |
kapa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazam-pamelezana fanaon' ny mpanao daka, ka ny voditongotra no itsenana ny ranjon' ny ankilany. [1.1]
|
Compound words |
|
|
Entry |
kapa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan-kiraro izay tsy feno ny tampon-tongony [1.1]
|
Explanations in English | Sandals [1.7]
|
Explanations in French | Sandales [1.8]
|
Vocabulary |
Derivatives |
Compound words |
|
Articles |
|