Entry | kapa tokana | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazan-daka toy ny kapa tsotra ihany, saingy mihorirana kely kosa ny vatana, dia entina mankeo anoloana ny tongotra vao alefa amin' ilay asiana, ka mazàna no mahavoa ao an-danivoa [1.1] | |
Explanations in English | (kapatokana) a mode of playing diamanga [1.2] | |
Elementary words | kapa ; tokana | |
Analogs | diamanga | |
Bibliography | Razakatiana: Ny Diamanga haiady Malagasy | |
Updated on 2023/10/28 |
![]() |