|
|
|
|

Entry1  kanosa (osa)
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Names :
Explanations in Malagasy  4  Tsy ampy herimpo ka saro-tahotra; resy ambony ihany [1.1]
Explanations in English  5  a coward [1.7]
Explanations in French  6  poltron [1.8]
Examples  7  Tsy nalemy na kanosa izy tsy akory. [1.38]
8  - Hianareo izany, ry dada Rainilaima, dia kanosa tokoa, hoy izy, sady mena sady tezitra fatratra izy, ny adala manao hoe: [2.324]
Analogs  9  Kabaosy, kaosy, konetaka, koreha, mangorera, maivana ady, taitran' aloka, saro-tahotra, kambavy, mataho-kotroka, mivoan-tailahy, resy, mahery an-joro, akoholahy fantàka
Proverbs  10  Proverbs containing the word kanosa

Anagrams  11  ankaso, kanosa, sakano, sokana, sonaka

Updated on 2023/01/20