Entry mahery an-joro
Elementary words mahery ; -joro (zoro)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny akoho mamono ny namany ao am-pisoko, nefa nony any ivelany kanosa mandositra ny akoho hafa
Olona mikitakita sy ratsy fitondra ny ao an-trano, nefa tsy mahasehaka firy amin' ny any ivelany [1.1]

Updated on 2023/11/24