Entry 1/2 kamarabe
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana ilazana ny tanavavy rehefa antitrantitra, ka masiaka velona izy amin' izay [1.1]
Explanations in French Femelle de caméléon [2.415]
Vocabulary 
Elementary words kamara ; be
Analogs  kamaitso ~ kamora ~ soamarandrana ~ tanavavy

Entry 2/2 kamarabe
Part of speech noun
Explanations in French Se disait des épouses méchantes [2.415]
Examples ny zana-kamarabe no saro-po, ary ny tanambary tsy mahomby loatra. [1.437]
Elementary words kamara ; be

Updated on 2023/12/09