Entry ilay mahia miankin-drindrina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ankamantatra ilazana ny sahafa; fampanonona fanaon'ny ankizy ka ny valiny dia hoe sahafa (noho ny maha-fisaka ny sahafa no ilazana azy ho mahia) [1.1]
Elementary words ilay ; mahia ; miankina ; rindrina

Updated on 2023/05/19