Entry mahia (hia)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy mahazo nofo, manify kely, tsy mba nofosana: Mahia erỳ Rakoto hatramin' ny naharariany farany tao
Tsy matavy, tsy misy taviny na menaka: Mahia ny hena novidinao
Mitovy hevitra: be rangomaina ~ kangoaza ~ kanty velona ~ kaoka ~ kaozatina ~ kaozatra ~ kinaoly ~ mandràka ~ marani-taolana ~ mirepika ~ miripika ~ mitrakitraky ~ mitranitrany ~ mitrikatrika ~ nipoaka ~ ohatra ny horona ~ ohatra ny sorohitra ~ ohatra ny takatra ~ raiki-tapisaka ~ ranga ~ rangirangy ~ sakohaza ~ taolantaolanina ~ tsingoahina ~ tsy velon-komana [1.1]
Explanations in English Thin; meagre [1.7]
Explanations in French Maigre, décharné [1.8]
Morphology 
Present : mahia
Past : nahia
Future : hahia
Derivatives 
Antonyms 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11