|
|
|
|

Entry (1/2) 1  hontsa
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  10 malemy, trotraka: Hontsan' ny hanoanana
11 feno alahelo amin' ny fahitana olona niharan-doza na fadiranovana: Hontsa aho nahita azy mianaka kely mitofezaky ny hanoanana
12 ngoly, vonto: Hontsan' ny fitiavana azy koa ny anao ka tsy avala handeha any [1.1]
Explanations in French  13 mou, comme ce qui est bien cuit, fatigué, harassé; fig. pénétré d’un vif sentiment de joie ou de tristesse [1.3]
Examples  14  hontsan' ny hanoanana izy (il est harassé de faim) [1.3#266]
15  hontsan’ ny alahelo izy (il est accablé de tristesse) [1.3#266]
16  hontsan' ny fitiavana an’ Andriamanitra izy (il est pénétré d’amour pour Dieu [1.3#266]

Entry (2/2) 17  hontsa
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19 [Tanala] tantely tampohan-drano ho sotroina [1.78]
20 ranom-panafody nomamiana [1.13]
Explanations in French  21 potion, sirop [1.13]
Vocabulary  22  Health
Combinations  23  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word hontsa

Updated on 2026/04/19