|
|
|
|

Entry (1/2) 1  hontsana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  15 Fanetsiketsehana ny rano atao ao anaty tavoara na ao am-bava mba hanadiovana ny tavoara na ny aty vava
16 Ny loto avy amin' izany fanetsiketsehana izany: Hontsam-bilia
17 Fanetsiketsehana ny ao anaty zavatra na ny eo ivelany amin' ny fitopatopana [1.1]
Explanations in French  18 ballotement, secousse, agitation de l'eau quand on lave les barriques, les bouteilles, quand on se rince la bouche; agitation du ventre quand on court ou qu'on danse [1.3]
Combinations  19  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word hontsana

Entry (2/2) 20  hontsana
Root  21 hontsa
Part of speech  22  passive verb
Morphology 
23  Present :
24  Past :
25  Future :
26  Imperative :
Explanations in French  27 à quoi on inspire un vif sentiment [1.3]
Synonyms  28 hontsaina

Updated on 2026/04/22