Entry (1/4) | 1 hitsy |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Toetran' ny zavatra mijoro tsara, tsy bilabila: Mahafinaritra ny mifery ny hitsin' itỳ hazo itỳ 9 Hamarinana, tsy fisian-diso: Mahagaga ny hitsin' ny fitenin' itỳ zaza itỳ 10 Fahamarinana, tsy fiolakolahana; ny marina, ny rariny: Tokony hitsara mandrakariva araka ny hitsiny ny mpitsara 11 Tandrify: Mipetraka eo amin' ny hitsin' ny tsena indrindra izahay. [1.1] |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Titles |
|
Entry (2/4) | 16 hitsy |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 fijoroana mahitsy [Taisaka]
[1.78] |
Entry (3/4) | 19 hitsy |
Part of speech | 20 noun |
Vocabulary |
21 Mathematics: geometry |
Explanations in French |
22 droite [1.13] |
Compound words |
|
Entry (4/4) | 27 hitsy |
Part of speech | 28 noun |
Derivatives |
|
Vocabulary |
32 Botany |
Explanations in Malagasy |
33 karazan-kazo fanaovan-trano [Taisaka]
[1.78] |
Explanations in French |
34 Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae). Voir aussi hitsika et hitsikitsika . [Betsimisaraka]
[1.196] |
Compound words |
|
Scientific name |
|
Anagrams | 37 hitsy, tsihy |
Updated on 2023/05/22 |