| Entry (1/2) | 1 hitsina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 hintsina
[1.1] |
| Entry (2/2) | 4 hitsina |
| Root | 5 hitsy |
| Part of speech | 6 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
11 Arahina tsy mivilivily: Hitsio ity lalana itỳ dia tonga any an-tsena ise
12 Aleha mivantana: Aza mivilivily ianao fa hitsio irỳ trano an-tamponkavoana 13 Kendrena, asiana mivantana: Nohitsin' ny mpitsara ny ratsy nataony ka tsy nahitan-teny izy [1.1] |
| Explanations in French |
14 que l'on suit tout droit, où l’on va tout droit, à qui l’on applique des paroles: Nohitsin’ ny mpitory teny ny nataoko (Le prédicateur a visé ma conduite)
[1.3#253] |
| Examples |
15 Raha miala eto amin' ity Nosintsika ity isika arakaraka izay ho hitsina, dia ireto avy no tany ho hita : Afrika, Komora, Inde, Ceylan, Australie.
[2.332#40]
16 azy izany làlana izany dia kizo tokana, fa harana no ao an-daniny roa, ka ao am-povoan'izany harana izany, no hitsina halehan'ny sambo, fa raha sendra mihodivitra kely, dia fefika ny sambo, ka maha faty. [2.59#134] |
| Anagrams | hitsina, 17 tsihina, 18 tsy nahy |
| Updated on 2026/02/26 |
|