Entry (1/2) | 1 mihitsy |
Root | 2 hitsy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tonga mahitsy, tsy bilabila: Tohano mba hihitsy ireto zanakazo ireto 5 Mandeha mivantana tsy mivilivily: Saika very aho raha tsy nihitsy tamin' ilay tranon-jiro natoronao 6 Milahatra: Mihitsia tsara fa handalo ny manam-pahefana. [1.1] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 12 mihitsy |
Root | 13 hitsy |
Part of speech | 14 adverb |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
16 Teny enti-manamafy fa marina; tena, tokoa: Marina mihitsy ny voalazanao [1.1] |
Explanations in English |
17 indeed, absolutely [1.7] |
Explanations in French |
18 en vérité, assurément [1.3, 1.8] 19 directement [1.3] |
Examples |
20 Taitra mafy mihitsy aho. [2.4] |
Compound words |
|
Tables and plates |
22 All the adverbs |
Updated on 2023/10/18 |