|
|
|
|

Entry1 herinandro
Elementary words  2herina, 3andro
Part of speech  4 noun
Explanations in Malagasy  5Fe-potoana misy andro fito voafetran' ny kalandrie: Ny alahady no andro voalohany amin' ny herinandro araka ny kalandrie vazaha.
6Fahelam-potoana misy andro fito: Ho vitanao herinandro ve io asa io?. [1.1]
Explanations in English  7a week. [1.7]
Explanations in French  8une semaine. [1.8]
Examples  9 herinandro ihany aho, dia tafaverina. [2.5#]
10 Andro andrandraina amin' ny herinandro. [2.4#]
11 Efa herinandro mahery izay no lasa izy. [1.508#]
12 Dia nandeha lalana herinandro izy miandevo; [2.69#]
Vocabulary  13 Time
Hyponyms 
Proverbs  23 Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/09