Entry | 1 hatoka |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
4 Ny ao ambadiky ny tenda na ny faravozona ao an-damosina, manasaraka ny loha sy ny soroka. [1.1] |
Explanations in English |
5 the nape of the neck. [1.2, 1.7] [1.7] |
Explanations in French |
6 nuque [1.8] |
Examples |
7 Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Holonym |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word hatoka |
Anagrams | 17 hatoka, hotaka, tohaka |
Updated on 2023/05/19 |