|
|
|
|

Entry1  hafatra
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Teny apetraka amin' olona iray mba hampitainy amin' ny olon-kafa iray: Lasa nitondra hafatra izy
9  Torohevitra, didy, teny apetraka: Izao no hafatr' i Dada tamiko talohan' ny handehanany [1.1]
Explanations in English  10  a message [1.2, 1.7]
11  a will, a testament, a request, an order for something. See didy. [1.2]
12  a recommendation; an order for merchandise [1.7]
Explanations in French  13  message; recommandation; commande de marchandise [1.3, 1.8]
14  commission [1.3]
Examples  15  fa izao no hafatra nataony: [2.293]
16  Nifantoka mafy tao an-tsainy ny hafatra natao azy. [2.470]
17  Ary nametrahana hafatra koa ka milaza. [2.472]
Morphology 
18  Simple :
Compound words 
Phytonyms 
Titles 
Proverbs  24  Proverbs containing the word hafatra

Anagrams  25  fahatra, hafatra

Updated on 2023/07/02