Entry |
fanafarana
(hafatra)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fampanaovana zavatra olona: Hadinony ny fanafarana anjanany ka tsy aisy tonga ireo olona saiha hasaina Fampakana, fividianana zavatra any lavitra: Sarotra ny fanafarana entana any am-pita [1.1]
|
Explanations in English | The act of ordering; an order for merchandise; the act of entrusting someone with a commission [1.7]
|
Explanations in French | Action de faire une commande; commande; action de charger quelqu'un d'une commission [1.8]
|
|