Entry hadino
Part of speech participle
Explanations in Malagasy Tsy tsaroana: Hadinoko ny anaranao
Tsy tsaroana ny niteny na ny nitondra: Hadino ny hafatra ~ Hadino ny boky [1.1]
Explanations in English Forgotten [1.2, 1.7]
Explanations in French Oublié [1.3, 1.8]
 Dont on ne se souvient pas [1.3]
 Pardonné [1.3]
Examples 
1Kanjo nony ampitso dia mbola hadinony ihany indray [2.69]
2Tsy ho hadinonay mandrakizay ny fitiavana nasehony anay [2.649]
Morphology 
Present : hadino, hadinoko, hadinonao, hadinony, hadinontsika, hadinonay, hadinonareo, hadinon', hadinon-, hadinom-
Past : hadino, hadinoko, hadinonao, hadinony, hadinontsika, hadinonay, hadinonareo, hadinon', hadinon-, hadinom-
Future : ho hadino, ho hadinoko, ho hadinonao, ho hadinony, ho hadinontsika, ho hadinonay, ho hadinonareo, ho hadinon', ho hadinon-, ho hadinom-
Derivatives 
 

Anagrams 

Updated on 2023/02/18