Entry | 1 hadinoina (hadino) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Atao izay tsy hahatsiarovana: Hadinoy ny heloko taminao / Aza hadinoina ny hafatro (diso ka tsy tokony hatao ny hoe: Aza hadino ny hafatro) [1.1] |
Explanations in English |
4 to be forgotten, to be neglected. [1.2] 5 to be forgotten [1.7] |
Explanations in French |
6 Ce qu’on oublie [1.3#202] 7 qu'on oublie [1.8] |
Examples |
8 Tsy azo hadinoina ihany koa izany. [1.369#] 9 Saingy aza hadinoina ny mba milaza amiko izay ho fofony! [2.529#] 10 Ny havana aza hadinoina, toy ny kitapo nahafahana entana. [2.69#] |
Morphology |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word hadinoina |
Anagrams | 16 hadinoina, ihodinana |
Updated on 2023/02/18 |