Entry | fanadinoana (hadino) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Tsy fahatsiarovana ny lasa; finiavana tsy hahatsiaro ny lasa: Matetika ny fanadinoana ihany no fanafodin' ny fanahy na fo naratra [1.1] | ||||
Explanations in French | L'oubli, l'action d'oublier, de pardonner [1.3] | ||||
Examples |
| ||||
Titles | |||||
Proverbs | Proverbs containing the word fanadinoana | ||||
Updated on 2023/09/10 |