|
|
|
|

Entry (1/2) 1  gasy
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  9 malagasy, an' ny Malagasy: Teny gasy, hira gasy [1.1]
Explanations in English  10 see Malagasy [1.2]
11 Malagasy (it is better to say "malagasy") [1.7]
Explanations in French  12 malgache [1.3]
13 malgache (il vaut mieux dire "malagasy") [1.8]
Examples  14  Nataon' ny miaramila gasy lasibatra ireny. [2.472#143]
15  Sakafo gasy no namboarina : vary, hena ritra; [2.356#160]
16  Toa teny gasy nefa tsy nisy haiko na kely aza. [2.643#]
17  Mbola hita mandraka ankehitriny ny savony gasy. [2.117#106]
18  Mifanambaka erý ny olona amin' ny vakim-bola gasy. [1.437#]
Combinations  19  13 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word gasy

Entry (2/2) 20  gasy
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22 [Antesaka] solitany [1.78]
Explanations in French  23 [Antesaka] pétrole [1.82]
24 [Tankarana] pétrole. (menak' afo). [1.19]

Anagrams  gasy, 25 gisa

Updated on 2026/04/19