Entry malagasy
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Momba an' i Madagasikara, an' i Madagasikara na avy any Madagasikara: 'Zay nahita tsy hanadino ny hariva malagasy! [1.1]
Explanations in English Malagasy [1.7]
Explanations in French  malgache, malgaches [1.8]
 De Madagascar: la "cueillette de goyaves rouges, de merises, de prunes malgaches" (Le Clézio) [1.61]
Explanations in Italian Malgascio [1.18]
Explanations in German Madagassisch; teny malagasy (die madagassische Sprache) [1.56]
Compound words 
Titles A Dictionary of the Malagasy Language
A Grammar of the Malagasy Language
Akademiam-pirenena Malagasy
An Elementary Englisy-Malagasy Dictionary
A New Malagasy-English Dictionary
Dictionary Malagasy-English
Dikisionery malagasy-malagasy
Diksionary Englisy sy Malagasy
Diksionary Malagasy-Rosiana
Diksionary Rosianina-Malagasy
Diksionera Malagasy
Diksionera Malagasy-Englisy
Diksionera Malagasy-Frantsay
English and Malagasy Vocabulary
English-Malagasy Vocabulary
Famotorana ny fiteny malagasy
Fandalinana ny Teny Malagasy
Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina
Fiantsorohana ny boky malagasy
Filozofia Malagasy
Firaketana ny fiteny sy ny zavatra malagasy
Fitsipi-panoratana Malagasy
Fitsipi-pitenenana Malagasy Ara-drafitra
Fomba aman-pahendrena malagasy
Fomba Malagasy
Gramera na ny fianarana ny fiteny malagasy
Ikotofetsy sy Imahaka sy Tantara Malagasy hafa koa
Kabary Malagasy tsy tontan' ny ela
Lahabolana Malagasy
Malagasy-English / English-Malagasy
Malagasy Vaovao
Myth and History, the Malagasy Andriambahoaka and the Indonesian Legacy
Ny Diamanga haiady Malagasy
Ny Fiaimpiainana Malagasy
Ny Fivoaran' ny abidia malagasy
Ny Ohabolana Malagasy
Ny Ompa amin' ny teny malagasy
Ny Tantaran'ny Firenena Malagasy
Ny tantaran' ny Martiora malagasy
Ny Teny Malagasy
Ny Teny Malagasy
Ny tsiny, ny tody
Ohabolana Malagasy
Ohabolana malagasy
Rakibolana frantsay - malagasy
Rakibolana malagasy
Rantimbolana Rosiana-Malagasy
Resadresaka tsotra amin' ny teny Malagasy sy Rosiana
Sombintsombim-piainana malagasy
Tanindrazana sy Firenena ary isika Malagasy
The Oratory, Songs, Legends, and Folk-tales of the Malagasy
Vakana Malagasy
Vaovao Frantsay Malagasy
Voambola├▒a malagasy-malagasy (frantsay)
Vocabulary Grika-Malagasy

Entry malagasy
Part of speech noun
Explanations in English Collective name of the languages spoken in Madagascar [3.1]
Explanations in French La langue malgache appartient à l [...] [full text in 1.5]
 Groupe de langues malayo-polynésiennes parlées à Madagascar [1.61]
Analogs  malgache

Entry Malagasy
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Explanations in Malagasy Ny firenena tompon-tanin' i Madagasikara: Olona tia zanaka sy mandala fihavanana ny Malagasy [1.1]
Explanations in English Generic name of the inhabitants of Madagascar [3.1]
Explanations in German Madagasse, Madagassin [1.56]
Analogs  unkLabel:madamala:

Updated on 2024/03/30