| Entry | 1 gadra |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
19 [Bezanozano] rojo vy
[1.78] 20 Rojo vy ampiasaina hamatorana olo-meloka na biby, na hatao hidim-bavahady, hidin-dalana. Tranomaizina, fahababoana. [1.1] |
| Explanations in English |
21 a chain, fetters, manacles
22 in the provinces it also means a lock, generally a padlock. [Ar. qaid, root gad.] [1.2] 23 a chain, a fetter; cf. fatotra [1.7] |
| Explanations in French |
24 Fers des détenus, des galériens, colliers des chiens, chaînes pour amarrer les pirogues ou fermer les portes
[1.3] 25 chaîne, entraves; cf. fatotra [1.8] |
| Examples |
26 Ity gadra ity dia masom-by sy anjam-by, izay pamatorana ny tongotra
[2.649#]
27 ny tenda miandry boloky, ny lamosina miandry kapoka, ny tongotra miandry gadra. [2.69#] |
| Combinations | 28 11 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word gadra |
| Proverbs | 29 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/21 |
|