|
|
|
|

Entry (1/2)1  fatotra
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Fangiazana amin' ny kofehy: Ratsy fatotra ilay alika ka lasa [1.1]
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French  9  état de ce qui est lié, attaché, garroté, enchaîné: Ratsy fatotra ny mpangalatra ka nandositra (Le voleur a été mal attaché et s'est enfui) [1.3]
Examples  10  io moa dia fatotra fotsiny no hidiny. [2.472#105]
11  ny tena hevitry ny hoe parapaingo dia fatotra atao amin'ny tongotra toy izao: asiana avy amin'ny ilany roa ary dia ampi-fandraisina indray ireo. [2.313#131]
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word fatotra

Entry (2/2)16  fatotra
Part of speech  17  noun
Vocabulary  18  Botany
Explanations in Malagasy  19  Aika voamboatra ary vita amboarany [1.1]
Explanations in English  20  indigo that has been pounded and tied up. [1.2]
Explanations in French  21  indigo préparé en pain ou en gâteau [1.3#152]
22  Nom qu'on donnait à l'indigo, Indigofera tinctoria L. (Fabaceae) quand il était fermenté et pressé en pains ou en gâteaux pour la teinture. Voir aika. [Merina] [1.196]
Scientific name 

Anagrams  24  fatotra, fotatra

Updated on 2023/02/21