| Entry | 1 gadrana |
| Root | 2 gadra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Fatorana amin' ny gadra: Gadrao io alika io sao mandositra
9 Tanana an-tranomaizina: Nogadrana omaly izy noho ny heloka vitany [1.1] |
| Explanations in English |
10 to be chained, to be fettered, to be bound.
[1.2] 11 to be chained, to be imprisoned [1.7] |
| Explanations in French |
12 Qu'on met aux fers, qu'on attache
[1.3] 13 qu'on met au fers, qu'on met en prison [1.8] |
| Examples |
14 Raha manao vavolombelona tsy marina, dia gadrana ka asiana marika ny handriny.
[2.48]
|
| Updated on 2026/04/19 |
|