Entry | fokarina (fokatra) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Alana, badina ao anaty tany: Be ny arintany azo fokarina any Soalary ~ Fokaro ny lamba ao anaty vata Velomina, fohazina indray: Nofokariny daholo ny fanao taloha Aseho mibaribary: Nofokarin' ny mpanozon-doha ny helony rehetra [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be exhumed; to be extracted [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on exhume; qu'on extrait [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | fanorika, fikorana, firanoka, fironaka, fokarina |
Updated on 2023/01/20 |