|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitsoka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Famelezana amin' ny rantsan-kazo madinika, amin' ny teny maharary; fandaniana; fivarotana; fangalarana; fanaovana asa na zavatra vita tsara [1.1]
Explanations in English  9  In Imerina it means a rod, a horse-whip, a twig, a flexible cane. See kapoka, vely. [1.2]
Explanations in French  10  action de flanquer un coup, de lancer un coup, des paroles, de dépenser, de vendre, de gripper, de faire rondement, parfaitement [1.3#169]

Entry (2/2)11  fitsoka (tsoka)
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  Fomba entina mitsoka na mandefa rivotra amin' ny vava: Tsy toy izao no fitsoka afo, ry Bozy
14  Toetran' ny rivotra heno toa mifafy na mikapoka: Malefaka ny fitsokan' ny rivodranomasina androany [1.1]
Explanations in English  15  whistling in a jocular manner [Provincial] [1.2]
Examples  16  Tery amin' ny tendron-kazo toa nisy rivotra mahery fitsoka ihany fa nampihofahofa sy nampidoladola ny laingo malefaka rehetra; [2.643]

Anagrams  17  fikatso, fitsako, fitsoka

Updated on 2023/05/28