| Entry | 1 mamitsoka |
| Root | 2 fitsoka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Mamely, manisy: Mamitsoka tehamaina
9 Mandany: Tamin' ny soavaly no namitsohan-dry Rabe mivady ny volany rehetra 10 Manao tsara mihoatra noho...: Namitsoka indrindra tamin' ny mpianatra namany rehetra izy [1.1] |
| Explanations in English |
11 to beat, to flog, to strike, to smite.
[1.2] |
| Anagrams | mamitsoka, 12 mamokatsy, 13 mamotsika, 14 mikatsamo, 15 mitsomaka |
| Updated on 2026/04/19 |
|