Entry fitanehana (tanika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandrahoana, fampangotrahana: Fitanehana rano
Fampiempoana: Fitanehana menaka
Fanasitiliana: Ny olona taloha dia efa nahay ny fitanehana toaka [1.1]
Examples Ny fitanehana ny jaboran'omby tamin'ny ranon-davenona voatantavana no nahazoana ny savony gasy. [2.117]
Articles 

Anagrams 

Updated on 2023/01/05