| Entry | 1 filaza |
| Root | 2 laza |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
6 fomba entina milaza
7 azo lazaina [1.1] |
| Explanations in French |
8 ce qui doit être dit, manière de dire, version, récit: Maro ny filaza momba izany tantara izany (Il y a plusieurs versions au sujet de cette histoire)
[1.3#394] |
| Examples |
9 Hatao ahoana no filaza io any an-trano?
[2.117#36]
10 Andriana manitra no filaza ny mpanjaka taloha; [2.285#76] 11 Jaka no filaza ny fanomezana fentina teto momba ny Robo. [2.245#79] 12 filazan' olona no nandrenesako izany (J'ai appris cela par la renommée) [1.4] |
| Combinations | 13 4 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word filaza |
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Quotes | 15 Texts mentioning that word |
| Anagrams | 16 falazy, filaza |
| Updated on 2026/04/21 |
|