|
|
|
|

Entry 1  filankevitra
Elementary words  2 filana, 3 hevitra
Part of speech  4  noun
Morphology 
5  Simple :
6  Prefixed :
Explanations in Malagasy  7 Fikambanan' olona vitsivitsy miara-mihevi-draharaha sy manapaka izay hatao: Filan-kevi-bahoaka ~ Filan-kevitra faratam-pon'ny tolom-piavotana [1.1]
8 fikambanan' olona vitsivitsy tendrena na fidina hiara-mihevi-draharaha sy manapaka amin' ny fitantanana na ny mpitondra na ny filoha [1.62#404]
9 toerana atonina hanontanian-javatra rehefa misy manahirana na mahaliana [1.64]
Explanations in French  10 accueil, renseignements [1.64]
Examples  11  Mbola manohy ny asany ara-dalàna ve anefa io filankevitra io? [4.27#]
12  Amin' izany izy, dia ampian' ny filankevitra Ambony momba ny Mpitsara izay izy no Filohany. [1.320#]
Other spellings  13 filan-kevitra

Updated on 2026/04/22