Entry | 1 pihina |
Root | 2 pika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Kitihina hetsehina: Nopihiny tamin' ny vy kely ilay hidin-tranodia afaka 5 Asiana rano mifantsitsitra: Piho rano kely aho fa mafana 6 Vonoina (jiro mirehitra amin' ny herimbaratra): Piho amin' izay ny jiro hatoriana 7 Akombona: Piho amin' izay ny elo fa efa maloka [1.1] |
Explanations in English |
8 to be closed, as a pocket knife or an umbrella [1.7] |
Explanations in French |
9 qu'on ferme comme un canif ou un parapluie [1.8] |
Morphology |
|
Synonyms | 14 apika |
Anagrams | 15 hanipy, hapiny, ipihan, nipiha, pahiny, pañihy, piahin, pihina |
Updated on 2023/01/20 |