Entry fiarahamonina
Elementary words fiarahana ; monina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitambaran'ny taranja anadihadiana ny fiainan'ny olombelona [1.13]
 [ fiarahamonina ] Fitambaran' ny trano, tany, faritra sy ny vahoaka mbamin' izay miara-dia aminy eo amin' ny fiainana [1.62]
Explanations in French [ fiarahamonina ] Histoire, géographie, instruction civique, socio-économie [1.13]
 [ fiaraha-monina ] Société [1.13]
Examples 
1natambatry ny fiarahamonina vaovao. [2.508]
2Io no endrika fiaraha-monina voalohany [2.285]
3Manahirana mantsy ny fiaraha-monina amin'ny olona sasany [2.445]
4Mampiseho koa anefa izany fa eo an-dalam-piovana ny fiarahamonina. [2.606]
5Famosahan-kevitra ilaina ny mangataka amin' ny sokajy isan-tokony eo anivon' ny fiarahamonina handray anjara amin' ny fampandrosoana. [4.27]
6Tena ilain' ny fiarahamonina na ny polona tsirairay, amin' ny ankapobeny, izy ireo. [4.43]
Compound words 
Titles Ny Fiangonana eo amin'ny Fiaraha-monina eto Madagasikara
Other spellings 

Updated on 2023/08/19