Entry | fiainana (aina) | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Fakana aina, fakana fofon' aina: Miadana erỳ ny fiainan' itỳ marary itỳ izany Fe-potoana eo anelanelan' ny ahaterahana sy ny ahafatesana: Nanao ny tsara mandrakariva io olona io nandritra ny fiainany Fifaliana na fanaranana amin' ny hanina sy ny fisotro: Manao fiainana marina ry zareo ato avaratra fa mamono akoho mifahy isan' andro Fitondran-tena: Aoka hanana toe-piainana madio sy tsara mandrakariva ianareo [1.1] | ||||
Explanations in English | Life; the act of breathing [1.7] | ||||
Explanations in French | Vie: Lava fiainana izy (Il vit longtemps) ~
Ny fiainana mandra-kizay (La vie éternelle) Respiration, canal respiratoire, soupirail [1.3] | ||||
La vie; action de respirer [1.8] | |||||
Examples |
| ||||
Vocabulary | Biology ~ Health | ||||
Morphology |
| ||||
Article | Randzavola: fiainana ao amin' ny Baiboly | ||||
Entry | Fiainana | ||||
Part of speech | name (book title) | ||||
Publishings | Pages: 6. | ||||
Tables and plates | All the titles | ||||
Updated on 2023/07/14 |