Entry (1/2) | 1 fetra |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Soritra mamaritra, faritra na tsipika natao ho fanavahana: Ny renirano no fetran' ny taninay 9 Famaritana natao hotratrarina: Hatraiza ny fetra amin' itỳ manafohy akanjo sy manalava vola id 10 Faritra tsy azo ihoarana amin' ny zavatra iray, onona: Efa nasian' ny fanjakana fetra ny vidin' ny zava-pihinana / Tsy mahalala fetra amin' ny zavatra rehetra ataony izy [1.1] |
Explanations in English |
11 an appointed time, a period, a regular period, a fixed boundary, limit, restraint, restriction, law, control. [1.2] 12 a limit [1.7] |
Explanations in French |
13 limite [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word fetra |
Entry (2/2) | 20 fetra |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in Malagasy |
22 zanaka, taranaka [Sihanaka]
[1.78] |
Morphology |
|
Synonyms | 25 faitra |
Anagrams | 26 fatre, fetra |
Updated on 2023/06/02 |