Entry (1/4) | 1 ferana (fetra) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Asiana fetra: Noferon' ny fanjakana ny vidin' ny vary 4 Soritana, faritana: Noterana ny sisin-tanin' ny firenena roa [1.1] |
Explanations in English |
5 to be limited [1.2, 1.7] 6 to be restrained, to be fixed, as a time. [1.2] |
Explanations in French |
7 qu'on limite [1.8] |
Examples |
8 ny fisamboram-bola izay ferana araka ny lalàna ny fepetra momba izany. [1.320] 9 Ny tapany faharoa dia milaza fa ferana ny fotoana hahazoan' ny vahiny mijanona eto Madagasikara. [2.508] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/4) | 15 feraña |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 zanatsipika, zanatsirika [Taimoro]
[1.78] |
Entry (3/4) | 18 ferana |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in French |
20 Sorte de jonc utilisé pour fixer le chaume lorsqu'on fait des toitures [1.196] |
Entry (4/4) | 21 ferana |
Part of speech | 22 noun |
Vocabulary |
23 Botany: palm |
Explanations in English |
24 a plant used as a blow-tube for shooting birds. Same as tsontsoraka and tsirika. [Betsileo]
[1.2] |
Explanations in French |
[1.196] |
Anagrams | 25 fañare, fanera, ferana, feraña, fañare, fanera, ferana, feraña |
Updated on 2023/09/09 |