Entry zana-tsipìka
Elementary words zana- (zanaka) ; tsipika
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Hazo marani-doha alefa amin' ny tsipika [1.1]
Explanations in English An arrow [1.2]
Explanations in French Flèche, trait [1.3]
Examples 
1Ny fiadiana fampiasa indrindra tany Egypta sy Palestina dia ny tsipìka sy ny zana-tsipìka [1.38]
2Mifioka eny amboniny eny ny zana-tsipìka, ny lefona manelatselatra sy ny longy. [2.996]

Updated on 2023/12/05