Entry fehin-kevitra
Elementary words fehy ; hevitra
Part of speech locution
Explanations in English Conclusion [4.70]
Explanations in French Conclusion [4.70]
Examples 
1Fehin-kevitra haingana loatra izany [1.369]
2Ireto misy fehin-kevitra lehibe amin'ny fanadihadiana tamin'ny taona 2019 [4.70]
3Ny momba an' io, ny SeFaFi dia mitsipaka mafy ny fehin-kevitra nolanian' ny Parlemanta Eropeana ny 11 febroary [4.27]
Other spellings 

Updated on 2023/03/25