|
|
|
|

Entry1  amatorana (fatotra)
Part of speech  2  relative verb
Examples  3  Ny lohabao kosa dia kofehy no amatorana azy amin' ny fantaka mba hahazoana manenjana na mana-ketraka ny tenona araka izay ilana azy. [2.436#]
4  Samia mamoaka ny tadiny avy, dia afatory tanana ivoho tsirairay avy ireo, ary ny lanin' ny tady amatorana azy dia tazony eny an-tananareo. [2.357#]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Proverbs  9  Proverbs containing the word amatorana

Anagrams  10  amatorana, manaratoa

Updated on 2023/01/20