|
|
|
|

Entry1  fandratrana (ratra)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Famelezana olona amin'ny zava-maranitra ka mahatonga azy hanana fery; fampitondrana alahelo; fampahitana loza; fanimbana [1.1]
Explanations in French  4  l'action de blesser [1.3#515]
Examples  5  Anolatsolafana: solafana, ratraina kely ka analana nofony kely miaraka amin'io fandratrana io. [2.245#]

Anagrams  6  fanandratra, fandratrana

Updated on 2023/01/07