Entry ratra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fery, fiendahan' ny hoditra sy loaka amin' ny nofo noho ny rangotra na zava-maranitra [1.1]
Explanations in English A wound, an injury [1.7]
Explanations in French Blessure [1.8]
Examples Tao amin'ny lohany no misy ratra nampiseho fa voan'ny langilangy izy, nefa mbola nisy nitepo ihany ny am-bavafony. [2.324]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31