Entry fanapahan-kevitra
Elementary words fanapahana ; hevitra
Part of speech locution
Explanations in English A decision [1.7]
Explanations in French Décision [1.8]
Examples Ry zareo ihany mantsy no nitehaka nankasitraka ilay fanapahankevitra tsy nifanaraka tamin' ny lalàna noho izy nomba ny tsy ara-dalàna nataony, dia mbola ry zareo ihany indray izao no mitsipaka ny fanapahankevitra mifanaraka tsara amin' ny lalàna sy ny Lalàmpanorenana. [4.27]

Updated on 2023/03/25