Entry | 1 fanapahana |
Root | 2 tapaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fizarana (zavatra) roa misaraka tsara: Fanapahana mofo 5 Fiatoana, fijanonana: Tsy nitohy ny fivoriana, fa nisy fanapahana kely teo amin' ny mitataovovonana 6 Fandidiana: An' ny lehiben' ny fokontany ny fanapahana ny amin' izany 7 Tsy fahatongavana hiasa: Nohony fanapahanao telo andro dia hanesorana ny karamanao [1.1] |
Explanations in English |
8 the act of cutting; the act of deciding; government, authority [1.7] |
Explanations in French |
9 action de couper; action de prendre une décision; gouvernement, autorité [1.8] 10 coupe, découpage, tranchage, tronçonnage, décision, interruption, amputation [1.13] |
Examples |
11 Anaovana fitànana an-tsoratra ny fanapahana nofaranana. [1.320#] 12 Azy ny fanapahana, ka izay ataony mahatrara antitra azy! [2.298#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/09/02 |