|
|
|
|

Entry1  fandidiana (didy)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fanapahana: Inty ny antsy fandidiana mofo
4  Fandrasana: Fandidian-kena
5  Fanetezana lamba ho akanjo: Mila fahatzana ny fandidiana akanjo
6  Fandrasana nofo na fanapahana taova ao amin' ny tenan' ny olombelona mba hapalana aretina: Natao omaly ny fandidiana an-dRakoto
7  Fifehezana, fanapahana: Rabe no tompon' ny fandidiana eto amin' ny faritany
8  Fandaharana: Nantsoiny ny zanany fa hanao ny fandidiana ny fananany izy [1.1]
9  antsy [Bezanozano] [1.78]
Explanations in English  10  cutting; surgery;
11  the act of commanding [1.7]
Explanations in French  12  action de couper; chirurgie
13  commandement [1.8]
14  découpage; chirurgie [1.13]
Examples  15  Jona no fotoana fandidiana vary. [2.442#]
16  Indraindray dia ilaina ny fandidiana. [2.424#329]
17  Ianao ihany no tompon' ny fandidiana ao amin' ny taninao. [2.508#]

Anagrams  18  andidifana, fandidiana

Updated on 2024/01/26