Entry 1/2 fanandroana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vinany ataon' ny mpanandro momba ny zavatra ho avy, avy amin' ny fijerena ny tonon' andro sy ny vintana [1.1]
Explanations in French L'horoscope, l'action de dire les jours fastes et néfastes [1.3]
Examples 
1Mino ny vintana ny Arabo ka nampianatra ny sikidy sy ny fanandroana. [2.113]
2Nitady izay hahafa-tebiteby ny fanahiny izy: ka ny fanandroana aloha no hitany akaiky indrindra. [2.296]
Titles Boky fanandroana malagasy
Fanandroana

Entry 2/2 Fanandroana
Elementary words fanandroana
Part of speech name (book title)
Subtitle fianarana manisa andro malagasy
Author Rabesata Arima
Publishings 2000/01. Width: 15cm. Height: 21cm. Pages: 60. Copies: 1000. Newprint.
Tables and plates All the titles

Updated on 2023/09/09