|
|
|
|

Entry (1/3)1  manisa (sisa)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  mamela sisa [Tanala] [1.78]
4  Mamela sisa: Tsy nanisa vary ho ahy lahy ny zokiko!
5  Manokana, mitahiry: Lafoko ihany ny voasariko telo fototra, nefa aza matahotra fa nanisa iray harona ho anao aho [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Proverbs  9  Proverbs containing the word manisa

Entry (2/3)10  manisa (isa)
Part of speech  11  active verb
Vocabulary  12  Mathematics: arithmetic
Explanations in Malagasy  13  Milaza ny fitohizan' ny isa: Efa mahay manisa ny zanako
14  Mijery ny isan-javatra na olona: Manisa ny mpianatra tonga ny mpampianatra [1.1]
Explanations in English  15  to count [1.7]
Explanations in French  16  compter, énumérer, mettre au nombre. Mahay manisa sahady ity zaza kely ity: ce petit enfant sait déjà compter. [1.3]
17  compter [1.8]
18  compter: mamela tsiroaroa (compter deux par deux) [1.13]
Examples  19  manisa ny entana aondrana sy ampidinina no tena vaindohan-draharahako teny amin' ny s/s "Chantilly". [2.471]
Morphology 
20  Present :
21  Past :
22  Future :
23  Imperative :
Compound words 

Entry (3/3)25  manisà (isa)
Part of speech  26  imperative of active verb manisa
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]
Tables and plates  27  All the active imperatives

Anagrams  28  manisa, manisà, masina, masìna, manisa, manisà, masina, masìna

Updated on 2023/10/26