Entry (1/2) | 1 fahy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fampihibohana, tsifamelana hivoaka na hikarenjy [1.10] 4 Fanatavezana ny biby ompiana: Tsy nataonao tsara fahy itỳ omby itỳ ka mahia. [1.1] |
Explanations in English |
5 Root of voafahy, afahy, mifahy, mamahy. [1.2] |
Examples |
6 fahy ombin' Imboarina ka ny trafony ihany no miedinedina [2.558] 7 Inty ny vola farantsa hamidy nareo hena, ka ataovy tsara fahy tsara [2.48] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 13 fahy |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 Akondro iray reny, salohy [1.78] |
Anagrams | 16 fahy, hafy |
Updated on 2020/07/31 |