Entry afahy (fahy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Hatavezina: Hafiriana ireto omby ireto no nafahinao? [1.1]
Explanations in English To be made fat by food, to be fed; to be besieged. [1.2]
Examples 
1Matavy tsy afahy, zalahy! [2.69]
2Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny, ka ny dabokandro dia ilazana ny omby matavy tsy afahy fa homana sy ompiana mikarenjy eny amin'ny andro fotsiny eny any an'efitra. [2.314]
Morphology 
Present : afahy, afahiko, afahinao, afahiny, afahintsika, afahinay, afahinareo, afahin', afahin-, afahim-
Past : nafahy, nafahiko, nafahinao, nafahiny, nafahintsika, nafahinay, nafahinareo, nafahin', nafahin-, nafahim-
Future : hafahy, hafahiko, hafahinao, hafahiny, hafahintsika, hafahinay, hafahinareo, hafahin', hafahin-, hafahim-
Imperative : afahazo
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/19