|
|
|
|

Entry (1/3)1 fahana
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3Tohana eo ivelan' ny zavatra iray mba hananany hery bebe kokoa.
4Fifikirana amin' ny zavatra, fanankinana mafy ny tongotra mba tsy hianjera. [1.1]
Explanations in English  5that which is the sustinence or support of another.. [1.2]
Explanations in French  6soutien, support, action d'appuyer solidement une chose, de se cramponner, d'appuyer les pieds pour ne pas tomber, de se retenir en marchant.
7figuré: obstination. [1.3#137]
Morphology 
8 Simple :
9 Prefixed :
Derivatives 
Passive verbs :
Names :
All compound words  158 combinations of this word

Entry (2/3)16 fahana
Part of speech  17 noun
Explanations in Malagasy  18sakafo. [Taisaka] [1.78]
19Sakafo omem-bahiny.
20Hanina, sakafo: Ataovy tsara fahana ny zazakely.
21Anjara hanina: Ento ny fahan-kisoa homena azy.
22Ilay zavatra mampipoaka ny basy, ny tafondro: Fahan-tafondro. / Saika loza fa, hay, mbola nisy fahany ilay basy.
23Ny hery ananan' ny vimiaina mampandeha ny famantaranandro: Tsy ampy fahana ny famantaranandronao matoa nijanona sahady.
24Ilay kofehy mifampiditra amin' ny tenan' ny tenona mba haha-lamba azy, (ka ny fahana mitsivalana fa ny tenany mitsangana): Ny jabo dia lamba rofia, izay ny fahany landihazo!. [1.1]
Explanations in English  25that without which nothing has any consistency.
26nourishment, strength, ration, subsistence, complement.
27that which has been made firm, complete, or solid.
28a gun charge.
29a present of food to strangers.
30the weft in weaving. [1.2]
31a gift of food, food. [1.7]
Explanations in French  32cadeau en vivres offert à un étranger, nourriture, ration.
33charge d'une arme à feu.
34action de monter une horloge, un ressort, la trame d'un tissu. [1.3#137]
35qu'on nourrit. [Taisaka] [1.82]
36cadeau en vivres; nourriture. [1.8]
Examples  37 Aoka haterana fahana ny vahiny (Apportons à l'étranger en cadeau en vivres) [1.3#137]
38 Ratsy fahana ny soavaly ka mahia (Le cheval est mal nourri et est ainsi maigre) [1.3#137]
39 Ity ny faham-borona hamahananao ny vorombe (Voici la ration des oies) [1.3#137]
40 Ireto ny faham-basy dimy (Voici cinq cartouches) [1.3#137]
41 Ratsy fahana ny famantaranandro (La montre n'a pas été bien montée) [1.3#137]
42 Antsodio ny fahan-tenona (Mettez en bobine ce qui doit servir de trame au tissu) [1.3#137]
Morphology 
43 Simple :
44 Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Vocabulary  53 Economy: food
All compound words  549 combinations of this word

Entry (3/3)55 faha~na
Part of speech  56 circumfix [Full list]

Anagrams  57 fahana, faha~na, 58 fanaha, 59 hafàna

Updated on 2025/11/06