|
|
|
|

Entry1  sakafo
Elementary words  2  saka, afo
Part of speech  3  noun
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
Vocabulary  9  Economy: food
Explanations in Malagasy  10  Zavatra handroina ka hanina isan' andro amin' ny fotoana tsy miova: Tsotsotra ihany ny anay ny sakafo maraina fa vitan' ny vary sosoa sy kitoza fotsiny ~ Sotroy eran' ny sotro lehibe alohan' ny sakafo antoandro sy hariva ity fanafody ity ~ Mahandro sakafo, manao sakafo, mandroso sakafo
11  Vola, haninkanina, omena vahiny: Amin' izao fitsidihanao izao, tompoko, dia iny misy sakafo kely avy aminay
12  Izay rehetra entina mamelona na mampitombo zavatra iray: Ny famakiam-boky no sakafon' ny saina [1.1]
Explanations in English  13  food, a meal [1.7]
Explanations in French  14  repas; mets, aliments [1.8]
Examples  15  Koa voalohany indrindra, ny vatsy sy ny sakafo aloha no andeha homanina; [2.324]
Morphology 
16  Simple :
17  Prefixed :
Compound words 
Titles 
Proverbs  27  Proverbs containing the word sakafo
Article  28  Randzavola: sakafo ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/10/02