Entry etsy ho etsy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Milaza toerana tsy tondroina marina tsara fa tokotokony fotsiny: Apetraho etsy ho etsy ny entanao
Explanations in French Assez près et en vue [1.107]
Examples 
1telo angaha, ery ho ery: dimy na valo, etsy ho etsy kosa [2.245]
2Etsy ho etsy no nahaverezan' ny antsipikako (C'est par là que j'ai perdu mon canif) [1.107]
3Tetsy ho etsy no namelezako azy tahamaina (C'est par là que je lui ai donné un soufflet) [1.107]
Morphology 
Present : etsy ho etsy
Past : tetsy ho etsy
Elementary words etsy ; ho
Compound words 

Updated on 2023/02/22